BioLib
Fiseho

Ny Biological Library, izay fantatra ihany koa amin' ny fanafohezana hoe BioLib, dia angon-drakitra momba ny taksônômia an-tserasera. I Zicha sy Ondřej ary ny namany no mpanoratra azy. Mifantoka amin' ny zavamananaina isan-karazanay ao amin' ny Repoblika Tseky ity angon-drakitra ity saingy tsy voafetra ho amin' io.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- www.biolib.cz/en/ (amin' ny teny anglisy)
- www.biolib.cz/cz/main/ (amin' ny teny tseky)