Hankany amin'ny vontoatiny

Castrop-Rauxel

Avy amin'i Wikipedia

51°33′N 07°19′E / 51.550°N 7.317°E / 51.550; 7.317

Castrop-Rauxel
Velarantany51,68 km2
Isan'ny mponina73,747
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
Fanjakana Nordrhein-Westfalen
FaritanyRecklinghausen
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaCastrop-Rauxel
Marl

I Castrop-Rauxel dia tanàna any  Alemaina, ny tanàna no misy ao amin'ny  Nordrhein-Westfalen (frantsay: Rhénanie-du-Nord-Westphalie). Ny isan' ny mponina ao aminy dia 73.747 araka.

Castrop-Rauxel dia voataona mafy tamin'ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany tamin'ny taonjato faha-19 sy faha-20.

Fokontany sy tanàna mifanolo-bodirindrina

[hanova | hanova ny fango]

Ireto tanàna manaraka ireto manamorona ny tanànan'i Castrop-Rauxel – manaraka ny fihodin'ny famantaranandro, manomboka any avaratra: Recklinghausen, Datteln, Waltrop (rehetra ao amin'ny distrikan'i Recklinghausen), Dortmund, Bochum ary Herne.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]