Hankany amin'ny vontoatiny

Cuculus

Avy amin'i Wikipedia
Kankafotra na taotaonkafa (Cuculus rochii)

Ny Cuculus dia vondron-karazam-borona ao amin' ny fianakaviana Cuculidae, izay ahitana karazam-borona 11, anisan' izany ny kankafotra na taotaonkafa (Cuculus rochii). Ny sasany amin' izy ireo amin' izao fotoana izao dia voasokajy ao amin' ny vondron-karazana Hierococcyx.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny karazana ao amin' ny vondron-karazana Cuculus araka ny fanasokajiana filamatra (versiona 2.2, 2009) nataon' ny International Ornithological Congress:

  • Cuculus clamosus
  • Cuculus solitarius
  • Cuculus poliocephalus
  • Cuculus crassirostris
  • Cuculus micropterus
  • Cuculus rochii
  • Cuculus gularis
  • Cuculus saturatus
  • Cuculus optatus
  • Cuculus lepidus
  • Cuculus canorus

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]